Entry | 1 tsy misorona |
Elementary words | 2 tsy, 3 misorona |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 tsy manoro vohony, tsy mandainga fa milaza ny marina, omban' ny hevitra hanasoa; manambara ny marina sy ny mahasoa mba tsy hahavoafitaira; tsy manafina ny tena toe-javatra mety hahatonga fahavoazana [1.1] |
All compound words | 6 2 combinations of this word |
Proverbs | 7 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |